Politique de confidentialité
Fepetra sy fanazavana mikasika ny fampiasana ity plateforme ity.
Mitahiry ny identifiant, nom, demandes, montant, moyen de paiement, adresse crypto, référence transaction ary historique de validation izahay mba hitantanana ny service sy hisorohana fraude. Tsy voatahiry eto ny mot de passe en clair. Ny cookies de session dia ilaina amin’ny connexion. Mety hampiasaina amin’ny contrôle de conformité sy audit ny données. Raha mila fampahalalana, correction na fangatahana mifandraika amin’ny angonao ianao dia mifandraisa amin’ny support. Tsy amidy amin’ny mpanao dokambarotra ny données. Cookie technique: ny connexion client dia afaka mijanona 90 jours après la dernière activité, na mandra-panao déconnexion; tsy mitahiry ny mot de passe ao anaty cookie izahay.