Conditions d’utilisation
Fepetra sy fanazavana mikasika ny fampiasana ity plateforme ity.
1. FetrA EXCHANGE dia sehatra handefasana demande d’échange, ka validation manuelle no atao.
2. Ny taux aseho alohan’ny fangatahana no taux ampiharina amin’io demande io.
3. Alefaso amin’ny laharana/compte aseho ihany ny vola ary ampidiro ny référence tena izy.
4. Aza mandoa imbetsaka amin’ny référence iray.
5. Ho an’ny crypto, safidio tsara ny réseau sy adresse: mety tsy azo averina intsony ny transfert diso.
6. Ny demande dia mbola en attente mandra-pahamarinan’ny fandraisana vola.
7. Mety hangatahana fanamarinana identité/traçabilité araka ny lalàna.
8. Ny transfert tsy misy porofo na mampiahiahy dia azo ajanona handinihana.
9. Raha misy olana dia mifandraisa amin’ny support.
10. Ny mpitantana dia tompon’andraikitra amin’ny fanarahan-dalàna sy fahazoan-dalana ilaina.